[Intro]
- - -
[Verse]
Fiderana tsy misy fetra no mendrika Azy
Ny fiankohofana rehetra atolory azy
Indrahindranay Indrahindranay, ny Andriamanitray
Haleloia sy ny hosana mendrika ho Azy ny fiderana
Kopa-tanana e, Mandihy miankavia miankavanana e
Indrahindranay Indrahindranay ny Andriamanitray

[Chorus]
Ô ! Ô ! Ô ! Ô ! Ô !
Ô ! Ô ! Ô ! Ô ! Ô ! Ô !
Ahofahofahay hoy aho ny tanana e
Ahofahofahay hoy aho ny tanana e
Ô ! Ô ! Ô ! Ô ! Ô !
Ô ! Ô ! Ô ! Ô ! Ô ! Ô !
Ny fitiavany anie fenomanana e
Ny fiviavany anie fenomanana e
[Post-Chorus]
Iza no nanamboatra (Iza?)
Iza Ilay tiako loatra (Iza?)
Iza ary Ilay namorona? (Iza?)
Iza no natao sorona ? (Iza?)
Asandrato e ! Asandrato e !
Asandrato amin ny hira tsy miato e !
Asandrato e ! Asandrato e !
Asandrato amin ny hira tsy miato e !
[Chorus]
Ô ! Ô ! Ô ! Ô ! Ô !
Ô ! Ô ! Ô ! Ô ! Ô ! Ô !
Ahofahofahay hoy aho ny tanana e
Ahofahofahay hoy aho ny tanana e
Ô ! Ô ! Ô ! Ô ! Ô !
Ô ! Ô ! Ô ! Ô ! Ô ! Ô !
Ny fitiavany anie fenomanana e
Ny fiviavany anie fenomanana e
[Post-Chorus]
Jesosy no ankalazaina (Iza?)
Izy ihany no hiraina (Iza?)
Izy no hivantanana (Iza?)
Izy no hany lalan (Iza?)
Asandrato e ! Asandrato e !
Asandrato amin ny hira tsy miato e !
Asandrato e ! Asandrato e !
Asandrato amin ny hira tsy miato e !
[Chorus]
Ô ! Ô ! Ô ! Ô ! Ô !
Ô ! Ô ! Ô ! Ô ! Ô ! Ô !
Ahofahofahay hoy aho ny tanana e
Ahofahofahay hoy aho ny tanana e
Ô ! Ô ! Ô ! Ô ! Ô !
Ô ! Ô ! Ô ! Ô ! Ô ! Ô !
Ny fitiavany anie fenomanana e
Ny fiviavany anie fenomanana e
[Post-Chorus]
Izy tsy maintsy mitombo (Eoah)
Tsy maintsy mitombo (Eoah)
Izaho tsy maintsy mihena (Eoah)
Tsy maintsy mihena (Eoah)
Manana aina isan-karazany e
Milaza ny fahalehibiazany e
Renareo ho aho ny lazany e
Renareo ho aho ny lazany e
Eo ary tsika e
Eo ary tsika a
Ho an Andriamanitra miara-mikiaka e
Eo ary tsika e
Eo ary tsika a
Ho an Andriamanitra miara-mikiaka e
[Chorus]
Ô ! Ô ! Ô ! Ô ! Ô !
Ô ! Ô ! Ô ! Ô ! Ô ! Ô !
Ahofahofahay hoy aho ny tanana e
Ahofahofahay hoy aho ny tanana e
Ô ! Ô ! Ô ! Ô ! Ô !
Ô ! Ô ! Ô ! Ô ! Ô ! Ô !
Ny fitiavany anie fenomanana e
Ny fiviavany anie fenomanana e
[Interlude]
[Verse]
Fiderana tsy misy fetra no mendrika Azy
Ny fiankohofana rehetra atolory azy
Indrahindranay Indrahindranay, ny Andriamanitray
Haleloia sy ny hosana mendrika ho Azy ny fiderana
Kopa-tanana e, Mandihy miankavia miankavanana e
Indrahindranay Indrahindranay
Indrahindranay Indrahindranay
Indrahindranay
ny Andriamanitray