Misandrata Ny Anaranao
Tono: Original
[Intro]
G C C/E D x6
[Verse]
C D G
Raha vao manognona ny agnaranao
C D G G/B
Misy hery mandrava e ! Ny raha sarotra ô
G/Bb Am7 D G
Raha vao manognona ny agnaranao
Em C D G
Misy fahefana ao am bavako ao
[Pre-Chorus]
Am G/B
Misy fahefana, sy ny fanapahana
C D
Ao amin'ny mino ny fanjakana
Am G/B
Ny fitaovam-piadiana, ary ny famaliana
C D
Ny anaranao no anton'ny fifaliana
[Chorus]
G C
Tompo ô ! misandrata é
D G C D
Tompo ô ! misandrata é
Em Bm7
Eo amin'ny fiainako ny anaranao
C D
Ho fahazavan'izao tontolo izao
[Instrumental]
| G C D/E D | x6
[Verse]
C D G
Ny agnaranao Jeso no fialofako ô
C D G G/B
Ny agnaranao Jeso no bateriko ô
G/Bb Am7 D G
Raha vao manognona ny agnaranao
Em C D G
Misy fahefana, ao am bavako ao
[Pre-Chorus]
Am G/B
Misy fahefana, sy ny fanapahana
C D
Ao amin'ny mino ny fanjakana
Am Bm
Ny fitaovam-piadiana, ary ny famaliana
C D
Ny anaranao no anton'ny fifaliana
[Chorus]
G C
Tompo ô ! misandrata é
D G C D
Tompo ô ! misandrata é
Em Bm7
Eo amin'ny fiainako ny anaranao
Am7 D
Ho fahazavan'izao tontolo izao
[Interlude]
| G | x8
| D
| C | D | x4
[Chorus]
G C
Tompo ô ! misandrata é
D G C D
Tompo ô ! misandrata é
Em Bm7
Eo amin'ny fiainako ny anaranao
C D
Ho fahazavan'izao tontolo izao
Inicio
Desde la mitad
Desde 2/3
Acordes de Misandrata Ny Anaranao
Hacé clic en "Ver acordes" para detectar los acordes de la canción.
Relacionados
Top 20 de Joseph d'Af
Inicia sesión para guardar en favoritos
Iniciar sesión