[Intro]
x6
[Verse]
Raha vao manognona ny agnaranao
Misy hery mandrava e ! Ny raha sarotra ô
Raha vao manognona ny agnaranao
Misy fahefana ao am bavako ao
[Pre-Chorus]
Misy fahefana, sy ny fanapahana
Ao amin ny mino ny fanjakana
Ny fitaovam-piadiana, ary ny famaliana
Ny anaranao no anton ny fifaliana
[Chorus]
Tompo ô ! misandrata é
Tompo ô ! misandrata é
Eo amin ny fiainako ny anaranao
Ho fahazavan izao tontolo izao
[Instrumental]
| | x6
[Verse]
Ny agnaranao Jeso no fialofako ô
Ny agnaranao Jeso no bateriko ô
Raha vao manognona ny agnaranao
Misy fahefana, ao am bavako ao
[Pre-Chorus]
Misy fahefana, sy ny fanapahana
Ao amin ny mino ny fanjakana
Ny fitaovam-piadiana, ary ny famaliana
Ny anaranao no anton ny fifaliana
[Chorus]
Tompo ô ! misandrata é
Tompo ô ! misandrata é
Eo amin ny fiainako ny anaranao
Ho fahazavan izao tontolo izao
[Interlude]
| | x8
|
| | | x4
[Chorus]
Tompo ô ! misandrata é
Tompo ô ! misandrata é
Eo amin ny fiainako ny anaranao
Ho fahazavan izao tontolo izao