Misaotra Anao
Tono: Original
[Intro]
G G D G C
G Am C Am D
[Verse 1]
Vocal Solo
G Bm
Raha vao mijery ny masoko
C D
Ny hakanton'ireo zava-boaary
G
Toa mitony
G/B
Ny foko
C D
Indraindray ireo ataoko sary
Em
Fantatro
Bm C G D
Fa mihoatra ireo ny Fitiavanao ahy
Em
Tsapako
Bm
Satria mihoatra izay
C D G
Nangatahako taminao no nomenao
[Chorus 1]
Vocal Solo
G D
Misaotra Anao aho
Em D
Tompo ô, Misaotra Anao
G D/F# Em D C
Tsy misy tia ahy mihoatra noho Ianao
Bm Am G D/F#
Ny tiako hiafarako
Em D C
Dia ny eo anilanao Jesosy ô
Bm Am
Matoky aho f'Ianao miahy
D G D/F# Em D C
Handray ny tanako
[Verse 2]
(3&4: Same as solo)
G Bm
Raha vao mijery ny masoko (1&2: Masoko )
C D
Ny hakanton'ireo zava-boaary (1&2: aaaaaaah- aaaah )
G
Toa mitony (1&2: Mitony )
G/B
Ny foko (1&2: Ny foko )
C D
Indraindray ireo ataoko sary
(Same for all)
Em
Fantatro
Bm C G D
Fa mihoatra ireo ny Fitiavanao ahy
Em
Tsapako
Bm
Satria mihoatra izay
C D G C D
Nangatahako taminao no nomenao
[Chorus 2]
G D
Misaotra Anao aho ( Misaotr'Anao)
Em D
Tompo ô, Misaotra Anao
G D/F# Em D C
Tsy misy tia ahy mihoatra noho Ianao( Ts'isy mihoatr'Anao)
Bm Am G D/F#
Ny tiako hiafarako
Em D C
Dia ny eo anilanao Jesosy ô
Bm Am
Matoky aho f'Ianao miahy
D G D/F# Em D
Handray ny tanako
[Chorus 3]
G D
Misaotra Anao aho (Tompo ô,Tompo ô )
Em D
Tompo ô, Misaotra Anao ( Misaotr'Anao)
G D/F# Em D C
Tsy misy tia ahy mihoatra noho Ianao( Ts'isy mihoatr'Anao)
Bm Am G D/F#
Ny tiako hiafarako
Em D C
Dia ny eo anilanao Jesosy ô
Bm Am
Matoky aho f'Ianao miahy
D G D/F# Em D
Handray ny tanako
Bm Am
Matoky aho f'Ianao miahy
D G D/F# Em D
Handray ny tanako
Bm Am
Matoky aho f'Ianao miahy
[Outro]
[Vocal Solo]
D G C G
Handray ny tanako
Inicio
Desde la mitad
Desde 2/3
Acordes de Misaotra Anao
Hacé clic en "Ver acordes" para detectar los acordes de la canción.
Relacionados
Top 20 de Tanora Masina Itaosy
Inicia sesión para guardar en favoritos
Iniciar sesión