[Intro]
[Verse 1]
Vocal Solo
Raha vao mijery ny masoko
Ny hakanton ireo zava-boaary
Toa mitony
Ny foko
Indraindray ireo ataoko sary
Fantatro
Fa mihoatra ireo ny Fitiavanao ahy
Tsapako
Satria mihoatra izay
Nangatahako taminao no nomenao
[Chorus 1]
Vocal Solo
Misaotra Anao aho
Tompo ô, Misaotra Anao
Tsy misy tia ahy mihoatra noho Ianao
Ny tiako hiafarako
Dia ny eo anilanao Jesosy ô
Matoky aho f Ianao miahy
Handray ny tanako
[Verse 2]
(3&4: Same as solo)
Raha vao mijery ny masoko (1&2: Masoko )
Ny hakanton ireo zava-boaary (1&2: aaaaaaah- aaaah )
Toa mitony (1&2: Mitony )
Ny foko (1&2: Ny foko )
Indraindray ireo ataoko sary
(Same for all)
Fantatro
Fa mihoatra ireo ny Fitiavanao ahy
Tsapako
Satria mihoatra izay
Nangatahako taminao no nomenao
[Chorus 2]
Misaotra Anao aho ( Misaotr Anao)
Tompo ô, Misaotra Anao
Tsy misy tia ahy mihoatra noho Ianao( Ts isy mihoatr Anao)
Ny tiako hiafarako
Dia ny eo anilanao Jesosy ô
Matoky aho f Ianao miahy
Handray ny tanako
[Chorus 3]
Misaotra Anao aho (Tompo ô,Tompo ô )
Tompo ô, Misaotra Anao ( Misaotr Anao)
Tsy misy tia ahy mihoatra noho Ianao( Ts isy mihoatr Anao)
Ny tiako hiafarako
Dia ny eo anilanao Jesosy ô
Matoky aho f Ianao miahy
Handray ny tanako
Matoky aho f Ianao miahy
Handray ny tanako
Matoky aho f Ianao miahy
[Outro]
[Vocal Solo]
Handray ny tanako